Job 34:30 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mba tsy hanjakan’ny ratsy fanahy ary tsy ho voafandrika ny vahoaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mba hanaperan’ny fanjakan’ny tsy mivavaka ka tsy ho fandrika ho an’ny vahoaka intsony izy io?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
mba tsy hanjakàn’ny olon-tsy mendrika, mpanao kobaka am-bava amin’ny vahoaka.
Malagasy Bible 1865
Mba tsy hanjakan'ny ratsy fanahy, ary tsy ho voafandrika ny vahoaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mba tsy hanjakan’ny ratsy fanahy ary tsy ho voafandrika ny vahoaka.
malagasy
Mba tsy hanjakan'ny ratsy fanahy, ary tsy ho voafandrika ny vahoaka.