Job 34:31 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa moa va mba efa nisy niteny tamin’Andriamanitra hoe: Efa nivesatra ny fijaliako aho ka tsy hanao ratsy intsony;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Moa izy va efa nilaza tamin’Andriamanitra hoe: ‹Efa nofaizana aho, ka tsy hanota intsony,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa raha misy manao amin’Andriamanitra hoe: «Efa namita ny saziko aho, ka tsy hanao ratsy intsony.
Malagasy Bible 1865
Fa moa mba efa nisy niteny tamin'Andriamanitra va nanao hoe: Efa nanandra-tena aho ka tsy hanao ratsy intsony;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa moa va mba efa nisy niteny tamin’Andriamanitra hoe: Efa nivesatra ny fijaliako aho ka tsy hanao ratsy intsony;
malagasy
Fa moa mba efa nisy niteny tamin'Andriamanitra va nanao hoe: Efa nanandra-tena aho ka tsy hanao ratsy intsony;[Na: nijaly]