Job 34:32 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
izay tsy hitako dia mba ampianaro ahy; raha nanao ratsy aho dia tsy hanao intsony?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
atoroy ahy izay tsy fantatro, fa raha nanao ny tsy marina aho, dia tsy hanao intsony!›
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Asehoy ahy izay heloko tsy mbola hitako; fa raha nanao ratsy aho dia tsy hamerina izany intsony.»
Malagasy Bible 1865
Izay tsy hitako mba ampianaro ahy; Raha nanao ratsy aho, dia tsy hanao intsony?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
izay tsy hitako dia mba ampianaro ahy; raha nanao ratsy aho dia tsy hanao intsony?
malagasy
Izay tsy hitako mba ampianaro ahy; Raha nanao ratsy aho, dia tsy hanao intsony?