Job 34:35 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Miteny tsy amim-pahalalana i Joba ary ny teniny dia tsy amim-pahendrena.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
‹Niteny tsy amin-tsaina i Jôba, ary tsy misy fahendrena ny lahateniny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Miteny zavatra tsy fantany i Jôba ka tsy misy dikany akory izay lazainy.
Malagasy Bible 1865
Miteny tsy amim-pahalalana Joba, ary ny teniny tsy amim-pahendrena.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Miteny tsy amim-pahalalana i Joba ary ny teniny dia tsy amim-pahendrena.
malagasy
Miteny tsy amim-pahalalana Joba, ary ny teniny tsy amim-pahendrena.