Job 34:36 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Enga anie ka hozahan-toetra mandrakariva i Joba noho ny famaliny araka ny fanaon’ny ratsy fanahy!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa aoka hozoim-pitsapana hatramin’ny farany i Jôba, satria toy ny an’ny tsy mivavaka ny famaliny!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Enga anie ka hosedraina mafy izy mandra-pahatonga azy hilefitra, satria ny valin-teny nataony dia tahaka ny an’ny olon-dratsy!
Malagasy Bible 1865
Enga anie ka hizahan-toetra mandrakariva Joba noho ny famaliana ataony araka ny fanaon'ny ratsy fanahy!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Enga anie ka hozahan-toetra mandrakariva i Joba noho ny famaliny araka ny fanaon’ny ratsy fanahy!
malagasy
Enga anie ka hizahan-toetra mandrakariva Joba noho ny famaliana ataony araka ny fanaon'ny ratsy fanahy!Fa ampiany fihaikana koa ny fahotany; Miteha-tanana eto amintsika izy ka manao teny maro ho enti-miady amin'Andriamanitra.