Job 34:37 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ampiany fihaikana koa ny fahotany; miteha-tanana eto amintsika izy ka manao teny maro hoenti-miady amin’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny fahotany ampiany fiodinana, mitehaka eto afovoantsika izy, ary mampitombo ny teny hanoherany an’Andriamanitra.› »
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa mpanota izy sady mpikomy amin’Andriamanitra hany ka manao teny maro hanoherana Azy.»
Malagasy Bible 1865
Fa ampiany fihaikana koa ny fahotany; Miteha-tanana eto amintsika izy ka manao teny maro ho enti-miady amin'Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ampiany fihaikana koa ny fahotany; miteha-tanana eto amintsika izy ka manao teny maro hoenti-miady amin’Andriamanitra.
malagasy
Fa ampiany fihaikana koa ny fahotany; Miteha-tanana eto amintsika izy ka manao teny maro ho enti-miady amin'Andriamanitra.