Job 34:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa aoka izay rariny no hodinihintsika ary aoka hiara-mamantatra izay tsara isika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ndeha isika hanao izay hahalalana ny rariny, sy hiara-mamantatra ny tsara.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa aoka hodinihintsika izay rariny, ary aoka hiarahantsika miaiky izay tsara.
Malagasy Bible 1865
Koa aoka izay rariny no hodinihintsika, ary aoka hiara-mamantatra izay tsara isika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa aoka izay rariny no hodinihintsika ary aoka hiara-mamantatra izay tsara isika.
malagasy
Koa aoka izay rariny no hodinihintsika, ary aoka hiara-mamantatra izay tsara isika.