Job 34:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa i Joba dia efa niteny hoe: Marina aho, saingy nesorin’Andriamanitra tamiko ny rariny;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa niteny i Jôba hoe: ‹Tsy manan-tsiny aho, saingy tsy omen’Andriamanitra rariny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa i Jôba efa nanao hoe: «Tsy manan-tsiny aho, saingy tsy omen’Andriamanitra rariny.
Malagasy Bible 1865
Fa Joba efa nanao hoe: Marina aho, saingy nesorin'Andriamanitra tamiko ny rariny;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa i Joba dia efa niteny hoe: Marina aho, saingy nesorin’Andriamanitra tamiko ny rariny;
malagasy
Fa Joba efa nanao hoe: Marina aho, saingy nesorin'Andriamanitra tamiko ny rariny;