Job 34:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
marina ny ahy nefa ampandaingainy aho; mahafaty ny zana-tsipìka mitsatoka amiko, na dia tsy manam-pahadisoana aza aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony nolazaiko ny mahamarina ahy, atao mpandainga aho; maharary ny fery mahazo ahy, nefa tsy nanota aho.›
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy mitsara ahy ara-pahamarinana Izy; fa na dia tsy meloka akory aza aho, dia zana-tsipîka hahafaty ahy no alefany.»
Malagasy Bible 1865
Marina ny ahy, nefa ampandaingainy aho; Mahafaty ny zana-tsipìka mitsatoka amiko, na dia tsy manam-pahadisoana aza aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
marina ny ahy nefa ampandaingainy aho; mahafaty ny zana-tsipìka mitsatoka amiko, na dia tsy manam-pahadisoana aza aho.
malagasy
Marina ny ahy, nefa ampandaingainy aho; Mahafaty ny zana-tsipìka mitsatoka amiko, na dia tsy manam-pahadisoana aza aho.