Job 34:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aiza no misy lehilahy tahaka an’i Joba izay misotro famingavingana toy ny rano
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Moa misy olombelona tahaka an’i Jôba va? Sotroiny toy ny rano ny fitenenan-dratsy an’Andriamanitra!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Moa misy lehilahy tahaka an’i Jôba va? Ny maneso fivavahana no rano fisotrony.
Malagasy Bible 1865
Aiza moa no misy lehilahy tahaka an'i Joba, izay manaram-po amin'ny famingavingana toy ny fisotro rano.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aiza no misy lehilahy tahaka an’i Joba izay misotro famingavingana toy ny rano
malagasy
Aiza moa no misy lehilahy tahaka an'i Joba, izay manaram-po amin'ny famingavingana toy ny fisotro rano.