Job 34:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary tonga naman’ny mpanao ratsy sady miara-mandeha amin’ny ratsy fanahy?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tafakambana amin’ny mpanao ratsy izy, ary miara-mandeha amin’ny olona mpanota.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Miara-dalana amin’ny mpanao heloka izy ka ny olon-dratsy no iray dia aminy.
Malagasy Bible 1865
Ary tonga naman'ny mpanao ratsy sady miara-mandeha amin'ny ratsy fanahy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary tonga naman’ny mpanao ratsy sady miara-mandeha amin’ny ratsy fanahy?
malagasy
Ary tonga naman'ny mpanao ratsy sady miara-mandeha amin'ny ratsy fanahy?