Job 34:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy izy: Tsy mahasoa ny olona ny mihavana amin’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Satria izao no lazainy: ‹Tsy misy asany amin’ny olombelona akory ny mitady fitia amin’Andriamanitra.›
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa niteny izy hoe: «Tsy mahasoa ny olona ny mihavana amin’Andriamanitra.»
Malagasy Bible 1865
Fa hoy izy: Tsy mahasoa ny olona ny mihavana amin'Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy izy: Tsy mahasoa ny olona ny mihavana amin’Andriamanitra.
malagasy
Fa hoy izy: Tsy mahasoa ny olona ny mihavana amin'Andriamanitra.