Job 35:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
nefa tsy misy miteny hoe: Aiza Andriamanitra, Mpanao ahy, izay mahatonga hira fiderana amin’ny alina,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa tsy misy manao hoe: ‹Aiza re Andriamanitra mpahary ahy, izay mahatonga hira fifaliana amin’ny alina,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nefa tsy mba misy manao hoe: «Aiza Andriamanitra Mpanao ahy sady mampihira fankalazana Azy amin’ny alina?
Malagasy Bible 1865
Nefa tsy misy manao hoe: Aiza Andriamanitra, Mpanao ahy, Izay mahatonga fiderana amin'ny alina,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
nefa tsy misy miteny hoe: Aiza Andriamanitra, Mpanao ahy, izay mahatonga hira fiderana amin’ny alina,
malagasy
Nefa tsy misy manao hoe: Aiza Andriamanitra, Mpanao ahy, Izay mahatonga fiderana amin'ny alina,