Job 35:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
izay manome fahalalana antsika mihoatra noho ny an’ny biby ambonin’ny tany, dia izay manome fahendrena antsika mihoatra noho ny an’ny voromanidina?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
izay nanao antsika manan-tsaina noho ny biby eto an-tany, sy hendry noho ny voromanidina?›
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aiza Andriamanitra Izay mampianatra antsika amin’ny alalan’ireo biby ambonin’ny tany ary koa mampahahendry antsika amin’ny alalan’ireo voromanidina?»
Malagasy Bible 1865
Izay manome fahalalana antsika mihoatra noho ny an'ny biby ambonin'ny tany, dia Izay manome fahendrena antsika mihoatra noho ny an'ny voro-manidina?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
izay manome fahalalana antsika mihoatra noho ny an’ny biby ambonin’ny tany, dia izay manome fahendrena antsika mihoatra noho ny an’ny voromanidina?
malagasy
Izay manome fahalalana antsika mihoatra noho ny an'ny biby ambonin'ny tany, dia Izay manome fahendrena antsika mihoatra noho ny an'ny voro-manidina?