Job 35:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Eny, mitaraina mafy ireo nefa tsy mamaly Izy noho ny fireharehan’ny ratsy fanahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’izay, izy mitaraina ka tsy henoina, eo ambany famoretan’ny ratsy fanahy be avonavona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Miantso vonjy ny olona ampahorîna fa tsy mamaly azy Andriamanitra satria mpirehareha sy ratsy toetra ireo.
Malagasy Bible 1865
Eny, mitaraina mafy ireo (fa tsy mamaly Izy) noho ny fireharehan'ny ratsy fanahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Eny, mitaraina mafy ireo nefa tsy mamaly Izy noho ny fireharehan’ny ratsy fanahy.
malagasy
Eny, mitaraina mafy ireo (fa tsy mamaly Izy) noho ny fireharehan'ny ratsy fanahy.