Job 35:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny fitarainana tsy amin’antony dia tsy mba henoin’Andriamanitra ary ny Tsitoha dia tsy mandinika izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy mihaino izay teniteny foana Andriamanitra tsy mijery izany ny Tsitoha.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, ilay Andriamanitra Tsitoha dia tsy mihaino ny fitarainam-poana sady tsy mba miraharaha izany.
Malagasy Bible 1865
Ny fitarainam-poana dia tsy mba henoin'Andriamanitra, ary ny Tsitoha tsy mandinika izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny fitarainana tsy amin’antony dia tsy mba henoin’Andriamanitra ary ny Tsitoha dia tsy mandinika izany.
malagasy
Ny fitarainam-poana dia tsy mba henoin'Andriamanitra, ary ny Tsitoha tsy mandinika izany.