Job 35:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Na dia lazainao aza fa tsy mahita Azy ianao, efa tonga eo anatrehany ny ady, koa tsy maintsy miandry Azy ianao!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha hoy ianao aminy: ‹Tsy mahita izay zava-miseho akory Ianao›, dia efa mby eo anatrehany ny momba anao, ka andraso ny fitsaràny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary dia sahinao lazaina aza, ry Jôba, fa tsy mahita an’Andriamanitra ianao sady mbola miandry Azy hatrany, kanefa ny raharahanao efa mby eo anoloany;
Malagasy Bible 1865
Na dia lazainao fa tsy mahita azy aza ianao, efa mby eo anatrehany ny ady, koa tsy maintsy miandry Azy ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Na dia lazainao aza fa tsy mahita Azy ianao, efa tonga eo anatrehany ny ady, koa tsy maintsy miandry Azy ianao!
malagasy
Na dia lazainao fa tsy mahita azy aza ianao, efa mby eo anatrehany ny ady, koa tsy maintsy miandry Azy ianao.