Job 35:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa raha saingy tsy mihatra ny fahatezerany, moa tsy fantany tsara koa va ny fihaikana?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Saingy raha mbola tsy mamely ny fahatezerany ka hoatra ny tsy mahalala ny fahadalany izy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ankehitriny, heverinao fa tsy mihatra ny fahatezeran’Andriamanitra; ary tsy fantany akory ny fikomian’ny olona.
Malagasy Bible 1865
Koa raha saingy tsy mihatra ny fahatezerany, moa dia tsy fantany tsara koa va ny fihaikana?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa raha saingy tsy mihatra ny fahatezerany, moa tsy fantany tsara koa va ny fihaikana?
malagasy
Koa raha saingy tsy mihatra ny fahatezerany, moa dia tsy fantany tsara koa va ny fihaikana?Mba miloa-bava foana anefa Joba ary manao teny maro tsy amim-pahalalana.