Job 35:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ataonao va fa marina ny nitenenanao hoe: Marina noho Andriamanitra aho?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Moa ataonao ho rariny va, ny milaza hoe: ‹Ny ahy no marina noho ny an’Andriamanitra?›
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–Moa heverinao ho rariny ve ny filàzanao hoe: «Marina eo anoloan’Andriamanitra aho»,
Malagasy Bible 1865
Ataonao va fa marina ny nanaovanao hoe: Ny fahamarinako mihoatra noho ny an'Andriamanitra?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ataonao va fa marina ny nitenenanao hoe: Marina noho Andriamanitra aho?
malagasy
Ataonao va fa marina ny nanaovanao hoe: Ny fahamarinako mihoatra noho ny an'Andriamanitra?