Job 35:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy ianao: Mampaninona anao moa izany? Inona no soa azoko amin’ny tsy hanotako?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy ianao: ‹Mampaninona ahy moa izay tsy fananako tsiny? Inona no soa azoko mihoatra noho ny raha nanota aho?›
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
na ny fanontanianao hoe: «Mampaninona Anao moa izany? Inona no tombontsoako raha tsy manota aho?»
Malagasy Bible 1865
Fa hoy ianao: Mahasoa ahy manao ahoana moa? Ary inona no soa azoko mihoatra noho ny avy amin'ny fahotako?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy ianao: Mampaninona anao moa izany? Inona no soa azoko amin’ny tsy hanotako?
malagasy
Fa hoy ianao: Mahasoa ahy manao ahoana moa? Ary inona no soa azoko mihoatra noho ny avy amin'ny fahotako? [Heb. anao]