Job 35:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izaho no hiteny hamaly ny teninao mbamin’ny an’ny namanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Indro fa hamaly anao aho, ary miaraka amin’izany koa ireo sakaizanao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izaho no hiteny hamaly anareo miaraka, dia ny tenanao mbamin’ireto namanao.
Malagasy Bible 1865
Izaho no hiteny hamaly anao Mbamin'ny namanao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izaho no hiteny hamaly ny teninao mbamin’ny an’ny namanao.
malagasy
Izaho no hiteny hamaly anao Mbamin'ny namanao.