Job 35:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Diniho ny lanitra ka jereo! Tsinjovy ny haavon’ny rahona: Tsy takatrao izany!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tazano irỳ lanitra ka jereo; zahao ny rahona; avo noho ianao izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Andrandrao ny lanitra ka diniho; jereo ny rahona fa manerinerina amboninao!
Malagasy Bible 1865
Jereo ary ny lanitra ka izahao; Ary tsinjovy iry habakabaka, avo loatra iny ka tsy takatrao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Diniho ny lanitra ka jereo! Tsinjovy ny haavon’ny rahona: Tsy takatrao izany!
malagasy
Jereo ary ny lanitra ka izahao; Ary tsinjovy iry habakabaka, avo loatra iny ka tsy takatrao.