Job 35:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha manota ianao, moa mahefa inona Aminy izany? Ary raha mihamaro ny fahotanao, mampaninona Azy moa izany?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha manota ianao, faty antoka inona moa no mahazo azy, raha mihamaro ny hadisoanao, mampaninona azy akory?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha manota ianao, hahakasika azy va izany? Ary mampaninona azy moa ny fikomianao maro?
Malagasy Bible 1865
Raha manota ianao, moa mahefa inona aminy? Ary raha maro ny fahotanao, mampaninona Azy moa izany?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha manota ianao, moa mahefa inona Aminy izany? Ary raha mihamaro ny fahotanao, mampaninona Azy moa izany?
malagasy
Raha manota ianao, moa mahefa inona aminy? Ary raha maro ny fahotanao, mampaninona Azy moa izany?