Job 35:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha marina ianao, hahazoany inona moa izany? Ary inona no horaisiny avy amin’ny tananao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha marina ianao, manome inona azy amin’izany? Inona no raisiny avy eo an-tananao?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha manao ny marina ianao, hitondra inona aminy moa izany, na inona no horaisiny avy aminao?
Malagasy Bible 1865
Raha marina ianao, dia hahazoany inona moa izany? Na inona no horaisiny avy amin'ny tananao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha marina ianao, hahazoany inona moa izany? Ary inona no horaisiny avy amin’ny tananao?
malagasy
Raha marina ianao, dia hahazoany inona moa izany? Na inona no horaisiny avy amin'ny tananao?