Job 35:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Amin’ny olona tahaka anao ihany no mihatra ny ratsy ataonao ary amin’ny olombelona ihany no mihatra ny fahamarinanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny olona tahaka anao no hany voan’ny ratsy ataonao; ny zanak’olombelona no hany soa amin’ny fahamarinanao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa na ny tsara vitanao na ny ratsy nataonao, dia ny olona toa anao ihany no iharany.
Malagasy Bible 1865
Mihatra amin'ny olona tahaka anao ihany ny ratsy ataonao; Ary mihatra amin'ny olombelona ihany ny fahamarinanao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Amin’ny olona tahaka anao ihany no mihatra ny ratsy ataonao ary amin’ny olombelona ihany no mihatra ny fahamarinanao.
malagasy
Mihatra amin'ny olona tahaka anao ihany ny ratsy ataonao; Ary mihatra amin'ny olombelona ihany ny fahamarinanao.