Job 35:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Noho ny haben’ny fampahoriana dia mitaraina ny olona; eny, minananana izy noho ny hetraketraka ataon’ny maro;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mitaraina noho ny mafy afitsoky ny mpampahory ireo tra-pahoriana, midridridridry eo ambanin’ny tanan’ny mahery izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa mafy loatra ny famoretana, dia mitaraina ny olona; ka miantso vonjy izy hiaro azy amin’ny famelezan’ireo mahery.
Malagasy Bible 1865
Noho ny habiazan'ny fampahoriana no itarainan'ny olona; Eny, minananana izy noho ny sandrin'ny mahery,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Noho ny haben’ny fampahoriana dia mitaraina ny olona; eny, minananana izy noho ny hetraketraka ataon’ny maro;
malagasy
Noho ny habiazan'ny fampahoriana no itarainan'ny olona; Eny, minananana izy noho ny sandrin'ny mahery,