Job 36:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia manokatra ny sofiny hihaino fananarana Izy ka mandidy azy ireny hibebaka hiala amin’ny ratsy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Sokafany hihaino fananarana ny sofiny, dia amporisihiny izy hiala amin’ny ratsy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia manokatra sofina azy Andriamanitra mba hihaino ny fananarany ka mandidy azy hiala amin’ny ratsy.
Malagasy Bible 1865
Dia manokatra ny sofiny hihaino fananarana Izy ka mandidy azy hibebaka hiala amin'ny ratsy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia manokatra ny sofiny hihaino fananarana Izy ka mandidy azy ireny hibebaka hiala amin’ny ratsy.
malagasy
Dia manokatra ny sofiny hihaino fananarana Izy ka mandidy azy hibebaka hiala amin'ny ratsy.