Job 36:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha mihaino ka manaiky Azy izy dia lany amin’ny fiadanana ny androny ary ny taonany dia amin’ny fahafinaretana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka raha mihaino sy manaiky izy, dia amin’ny fiadanana no hanaperany ny androny, ary amin’ny fahafinaretana, ny taonany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha mety mihaino an’Andriamanitra izy, dia amin’ny fahasambarana sy ny hamamiana no handaniany ny androny sy ny taonany.
Malagasy Bible 1865
Raha mihaino ka manaiky Azy Izy, dia lany amin'ny fiadanana ny androny, ary ny taonany amin'ny fahafinaretana
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha mihaino ka manaiky Azy izy dia lany amin’ny fiadanana ny androny ary ny taonany dia amin’ny fahafinaretana.
malagasy
Raha mihaino ka manaiky Azy Izy, dia lany amin'ny fiadanana ny androny, ary ny taonany amin'ny fahafinaretana