Job 36:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha tsy mihaino kosa izy dia ho voatifitry ny lefona ka ho faty ao amin’ny tsy fahalalana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa raha tsy mihaino kosa izy, dia ho levon’ny sabatra, ho faty amin’ny hajamban-tsaina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa raha tsy mety mihaino kosa izy, dia ho faty hiharan-tsabatra noho izy tsy manam-pahalalana akory.
Malagasy Bible 1865
Fa raha tsy mihaino kosa izy, dia ho voan'ny fiadiana ka ho faty tsy amim-pahalalana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha tsy mihaino kosa izy dia ho voatifitry ny lefona ka ho faty ao amin’ny tsy fahalalana.
malagasy
Fa raha tsy mihaino kosa izy, dia ho voan'ny fiadiana ka ho faty tsy amim-pahalalana.