Job 36:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny mpihatsaravelatsihy dia mirakitra fahatezerana; tsy mitaraina izy na dia afatony aza;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny fo tsy mivavaka, dia entim-pahatezerana, ka tsy mba mitaraina amin’Andriamanitra raha ataony latsaka amin’ny gadra izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ny ratsy fanahy dia tezitra aminy ka tsy mahataraina na dia gadrainy aza.
Malagasy Bible 1865
Fa ny mpihatsaravelatsihy dia mirakitra fahatezerana; Tsy mitaraina izy, na dia afatony aza;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny mpihatsaravelatsihy dia mirakitra fahatezerana; tsy mitaraina izy na dia afatony aza;
malagasy
Fa ny mpihatsaravelatsihy dia mirakitra fahatezerana; Tsy mitaraina izy, na dia afatony aza; [Na: ny ratsy fanahy]