Job 36:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
maty tanora izy; eny, afaka aina eo amin’ny mpijangajanga.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izany no mahafaty tanora an’ireny; sy mahalazo ny ainy toy ny an’ny olom-betaveta.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa dia maty tanora sy ratsy fiafara ireo toy ny olona iharan’ny fahafaham-baràka.
Malagasy Bible 1865
Ka dia maty raha mbola tanora izy, eny, afaka ny ainy eo amin'ny olom-betaveta,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
maty tanora izy; eny, afaka aina eo amin’ny mpijangajanga.
malagasy
Ka dia maty raha mbola tanora izy, eny, afaka ny ainy eo amin'ny olom-betaveta,[Dia ny olona mpanolo-tena ho amin'ny fijangajangana ho fanompoan-tsampy;]