Job 36:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny fahorian’ny ory kosa no entin’Andriamanitra mamonjy azy ary ny manjo azy no entiny manokatra ny sofiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ny ory kosa vonjen’Andriamanitra amin’ny fahoriany, ary ny fijaliany no ampianarany azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ny fahorian’ny ory kosa no entin’Andriamanitra mamonjy azy, ary ny loza mianjady aminy no entiny mampianatra azy.
Malagasy Bible 1865
Fa ny fahorian'ny ory kosa no entin'Andriamanitra mamonjy azy, Ary ny manjo azy no entiny manokatra ny sofiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny fahorian’ny ory kosa no entin’Andriamanitra mamonjy azy ary ny manjo azy no entiny manokatra ny sofiny.
malagasy
Fa ny fahorian'ny ory kosa no entin'Andriamanitra mamonjy azy, Ary ny manjo azy no entiny manokatra ny sofiny.