Job 36:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha mitsara ny adin’ny ratsy fanahy ianao dia aoka hazonina ny rariny sy ny hitsiny;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa raha fenoinao kosa ny famaran’ny tsy tia fivavahana dia hivesatra ny fanamelohana aman-tsazin’izany ianao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa voaheloka toa olon-dratsy ianao izao, ary didim-pitsarana tsy azo ivalozana izany.
Malagasy Bible 1865
Nefa raha fatra-pikikitra amin'ny adin'ny ratsy fanahy ianao, dia hihazona anao ny ady sy ny fanamelohana;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha mitsara ny adin’ny ratsy fanahy ianao dia aoka hazonina ny rariny sy ny hitsiny;
malagasy
Nefa raha fatra-pikikitra amin'ny adin'ny ratsy fanahy ianao, dia hihazona anao ny ady sy ny fanamelohana;[Na: Dia hifanaikaiky ny ady sy ny fanamelohana;]