Job 36:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
aoka tsy hampirisika anao hiteny ratsy ny fahatezerana ary aoka tsy hampivily saina anao ny haben’ny kolikoly!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka matahora fandrao tezitra Andriamanitra ka vesarany famaizana ianao; ary sao voafitaky ny fanatitrao sarobidy ianao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka tsy hampisendaotra anao ny famaizana, ary tsy hampivily anao ny fanaovan-kolikoly.
Malagasy Bible 1865
Aoka tsy hamporisika anao hiteny ratsy ny fahatezerana, ary aoka tsy hampivily hevitra anao ny halehiben'ny avotra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
aoka tsy hampirisika anao hiteny ratsy ny fahatezerana ary aoka tsy hampivily saina anao ny haben’ny kolikoly!
malagasy
Aoka tsy hamporisika anao hiteny ratsy ny fahatezerana, ary aoka tsy hampivily hevitra anao ny halehiben'ny avotra.