Job 36:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Moa hahafaka anao amin’ny fahoriana va ny fitarainanao, na izay rehetra tratry ny hery sy tanjakao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Moa manafaka anao amin’ny fahoriana va ny fitarainanao, ary na dia izay rehetra mety ho tratry ny herinao aza?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hahafa-pahoriana anao ve ny fitarainana sy ny fiezahana mafy rehetra ataonao?
Malagasy Bible 1865
Moa hahatonga anao ho ao amin'izay tsy misy fahoriana va ny fitarainanao na izay rehetra tratry ny fahatanjahana?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Moa hahafaka anao amin’ny fahoriana va ny fitarainanao, na izay rehetra tratry ny hery sy tanjakao?
malagasy
Moa hahatonga anao ho ao amin'izay tsy misy fahoriana va ny fitarainanao na izay rehetra tratry ny fahatanjahana?