Job 36:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mahareta kely amiko dia hambarako aminao, fa mbola misy teny holazaina hanamarina an’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Mahareta kely ihany, dia ampianariko ianao, fa mbola manan-kolazaina, hanamarina ny an’Andriamanitra aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mahareta kely amiko, ry Jôba, fa hampianariko ianao; satria mbola misy teny hiandaniako an’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Mahareta kely amiko, dia hambarako aminao, fa mbola misy teny holazaina hanamarina an'Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mahareta kely amiko dia hambarako aminao, fa mbola misy teny holazaina hanamarina an’Andriamanitra.
malagasy
Mahareta kely amiko, dia hambarako aminao, fa mbola misy teny holazaina hanamarina an'Andriamanitra.