Job 36:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tandremo, aza mivily ho amin’ny ratsy, fa saingy ozoim-pahoriana ianao dia mifidy izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mitandrema mba tsy hitodika hanatona ny tsy fahamarinana, fa aleonao izany toy izay ny fahoriana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa mitandrema sao mivily ho amin’ny ratsy fa hisedrana anao izao fampahoriana izao.
Malagasy Bible 1865
Tandremo, aza mivily ho amin'ny ratsy; Fa saingy ozoim-pahoriana ianao, dia mifidy izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tandremo, aza mivily ho amin’ny ratsy, fa saingy ozoim-pahoriana ianao dia mifidy izany.
malagasy
Tandremo, aza mivily ho amin'ny ratsy; Fa saingy ozoim-pahoriana ianao, dia mifidy izany.