Job 36:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro Andriamanitra dia misandratra amin’ny heriny; iza no mba mpampianatra tahaka Azy?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Jereo ange: lalina loatra ny fahefan’Andriamanitra! Tompo iza moa no mitovy aminy?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Jereo fa mahery ny fiandrianan’Andriamanitra; Iza no mahay mampianatra tahaka Azy?
Malagasy Bible 1865
Indro, Andriamanitra miasa amin'ny heriny mampiseho ny fisandratany; Iza no mba mpampianatra tahaka Azy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro Andriamanitra dia misandratra amin’ny heriny; iza no mba mpampianatra tahaka Azy?
malagasy
Indro, Andriamanitra miasa amin'ny heriny mampiseho ny fisandratany; Iza no mba mpampianatra tahaka Azy?