Job 36:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Iza no nandidy Azy tamin’izay lalan-kalehany? Ary iza no afaka hilaza Aminy hoe: Nanao ratsy Ianao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Zovy no mba nanorina lalana tsy maintsy halehany? Zovy no afa-milaza aminy hoe: ‹Diso ny nataonao?›
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Iza no mahabaiko an’Andriamanitra amin’izay tiany hatao? Ary zovy no sahy hiteny aminy hoe: «Tsy mety ny nataonao»?
Malagasy Bible 1865
Iza no efa nandidy Azy ny amin'izay lalan-kalehany? Ary iza no efa nilaza taminy hoe: Efa nanao ratsy Hianao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Iza no nandidy Azy tamin’izay lalan-kalehany? Ary iza no afaka hilaza Aminy hoe: Nanao ratsy Ianao?
malagasy
Iza no efa nandidy Azy ny amin'izay lalan-kalehany? Ary iza no efa nilaza taminy hoe: Efa nanao ratsy Hianao?