Job 36:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro, lehibe Andriamanitra ka tsy takatry ny saintsika Izy; tsy hita isa ny taonany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Lehibe Andriamanitra; mihoatra ny fahalalana rehetra, tsy takatry ny saina ny isan’ny taonany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, lehibe Andriamanitra ka tsy takatry ny saintsika; tsy tambo isaina velively ny taona naha Andriamanitra Azy.
Malagasy Bible 1865
Indro, lehibe Andriamanitra, ka tsy takatry ny saintsika Izy; Ary tsy hita isa ny taonany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro, lehibe Andriamanitra ka tsy takatry ny saintsika Izy; tsy hita isa ny taonany.
malagasy
Indro, lehibe Andriamanitra, ka tsy takatry ny saintsika Izy; Ary tsy hita isa ny taonany.