Job 36:28 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary aidin’ny rahona izany ka alatsany amin’ny olona maro be.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Avelan’ny rahona hilatsaka izy sy hirotsaka amin’ny be sy ny maro.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary avelan’ny rahona hilatsaka izany ka mifafy amin’ny besinimaro.
Malagasy Bible 1865
Izay aidin'ny rahona ka alatsany amin'ny olona maro be.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary aidin’ny rahona izany ka alatsany amin’ny olona maro be.
malagasy
Izay aidin'ny rahona ka alatsany amin'ny olona maro be.