Job 36:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary koa, iza moa no mahalala ny amin’ny fivelatry ny rahona sy ny fikotrokotroka ao an-dainy?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Iza no mahafantatra ny fivelatry ny rahona, mbamin’ny fikotrokotroky ny lain’ny Tsitoha?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Iza koa no mahafantatra ny amin’ny fivelatry ny rahona sy ny fipoakan’ny kotroka eo amin’ny andohalambo izay fonenan’Andriamanitra?
Malagasy Bible 1865
Ary koa, iza moa no mahalala ny amin'ny fivelatry ny rahona sy ny fikotrokotroka ao an-dainy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary koa, iza moa no mahalala ny amin’ny fivelatry ny rahona sy ny fikotrokotroka ao an-dainy?
malagasy
Ary koa, iza moa no mahalala ny amin'ny fivelatry ny rahona sy ny fikotrokotroka ao an-dainy?