Job 36:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Halaiko avy lavitra ny fahalalako ka hanamarina ny Mpanao ahy aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Haka ny porofoko avy any amin’ny fotony aho, dia haneho ny fahamarinan’ny Mpahary ahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny fahalalako avy amin’ny sehatra midadasika no entiko hanomezan-drariny an’Andriamanitra Mpanao ahy.
Malagasy Bible 1865
Halaiko avy lavitra ny fahalalako, ka hanamarina ny Mpanao ahy aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Halaiko avy lavitra ny fahalalako ka hanamarina ny Mpanao ahy aho.
malagasy
Halaiko avy lavitra ny fahalalako, ka hanamarina ny Mpanao ahy aho.