Job 36:30 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro, mamelatra ny fahazavany eo amboniny Izy ary manao ny fanambanin’ny ranomasina ho firakofany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mbetika izy mamelatra ny fahazavany manodidina azy, mbetika miery toy ny any ambanin’ny ranomasina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Indro Izy fa manapariaka ny tselatra eny ambonin’ny rahona eny ary mandrakotra ny fanambanin-dranomasina.
Malagasy Bible 1865
Indro, mamelatra ny fahazavany eo amboniny Izy ary manao ny fanambanin'ny ranomasina ho firakofany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro, mamelatra ny fahazavany eo amboniny Izy ary manao ny fanambanin’ny ranomasina ho firakofany.
malagasy
Indro, mamelatra ny fahazavany eo amboniny Izy ary manao ny fanambanin'ny ranomasina ho firakofany.