Job 36:31 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ireny zavatra ireny no itsarany ny firenena sady anomezany hanina betsaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Toy izany no amoahany ny fitsaràny amin’ny firenena, sy anomezany hanina ankabetsahana koa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’ireny no anafaizany ny vahoaka na anomezany azy hanina betsaka.
Malagasy Bible 1865
Fa ireny zavatra ireny no itsarany ny firenena sady anomezany hanina betsaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ireny zavatra ireny no itsarany ny firenena sady anomezany hanina betsaka.
malagasy