Job 36:32 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mifono fahazavana ny tanany ary baikoiny iny mba hahavoa ny fahavalony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ataony eo an-tanany ny fahazavana, dia tondroiny aminy ny zavatra tsy maintsy iantefany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Manafina ny tselatra eny an-tanany Izy ka mibaiko azy hahavoa izay kendreny.
Malagasy Bible 1865
Mifono fahazavana ny tànany, ary baikoiny iny mba hahavoa ny fahavalony;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mifono fahazavana ny tanany ary baikoiny iny mba hahavoa ny fahavalony.
malagasy
Mifono fahazavana ny tànany, ary baikoiny iny mba hahavoa ny fahavalony;[Na: Ary baikoiny ny ady sy ny fanamelohana]Ny fikotrokotrony dia manambara Azy, ary ny omby aman'ondry koa aza milaza ny hihaviany.