Job 36:33 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny fikotrokotrony dia manambara Azy ary ny omby aman’ondry koa aza dia milaza ny hiaviany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka ny fikotrokotrony mampahalala azy mialoha, manambara ny hiaviany ny fahatairan’ny biby fiompy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Manambara ny fiavian’ny orana ny kotroka; ka na ny biby fiompy koa dia mahatsapa izany.
Malagasy Bible 1865
Ny fikotrokotrony dia manambara Azy, ary ny omby aman'ondry koa aza milaza ny hihaviany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny fikotrokotrony dia manambara Azy ary ny omby aman’ondry koa aza dia milaza ny hiaviany.
malagasy
Ny fikotrokotrony dia manambara Azy, ary ny omby aman'ondry koa aza milaza ny hihaviany.