Job 36:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tsy lainga tsy akory ny teniko; lehilahy tanteraka amin’ny fahalalana no eto aminao!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Matokia, fa tsy misy fitaka ny teny alahatro; olona marina amin’ny heviny no eto anoloanao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa tsy misy lainga tsy akory izay lazaiko; satria lehilahy azo antoka amin’ny fahalalana izaho izay eto aminao izao.
Malagasy Bible 1865
Fa tsy lainga tsy akory ny teniko; Lehilahy tanteraka amin'ny fahalalana no eto aminao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tsy lainga tsy akory ny teniko; lehilahy tanteraka amin’ny fahalalana no eto aminao!
malagasy
Fa tsy lainga tsy akory ny teniko; Lehilahy tanteraka amin'ny fahalalana no eto aminao.