Job 36:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro, lehibe Andriamanitra, kanefa tsy mba mamingavinga; lehibe amin’ny herin’ny fahalalana Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Indro fa mahery Andriamanitra nefa tsy mba mamingavinga olona, mahery Izy amin’ny herin’ny fahalalany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Jereo fa mahery Andriamanitra kanefa tsy mba manambany olona; eny, mahery tokoa Izy ka hentitra amin’ny fanapahan-keviny.
Malagasy Bible 1865
Indro, lehibe Andriamanitra, kanefa tsy mba mamingavinga, lehibe amin'ny herin'ny fahalalana Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro, lehibe Andriamanitra, kanefa tsy mba mamingavinga; lehibe amin’ny herin’ny fahalalana Izy.
malagasy
Indro, lehibe Andriamanitra, kanefa tsy mba mamingavinga, lehibe amin'ny herin'ny fahalalana Izy.