Job 36:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy mitsimbina ny ain’ny ratsy fanahy Izy fa manome rariny ho an’ny ory.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy avelany ho velona ny ratsy fanahy, ary manome rariny ho an’ny olona ory Izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy mamela ny olon-dratsy ho ela velona Izy fa manome rariny kosa ny mahantra.
Malagasy Bible 1865
Tsy mitsimbina ny ain'ny ratsy fanahy Izy, fa manome rariny ho an'ny ory.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy mitsimbina ny ain’ny ratsy fanahy Izy fa manome rariny ho an’ny ory.
malagasy
Tsy mitsimbina ny ain'ny ratsy fanahy Izy, fa manome rariny ho an'ny ory.